Météo: jeudi 31 mars 2016
Météo: jeudi 31 mars 2016
Salama ô!
Indro atolotray ny mety ho toetry ny andro rahampitso Zoma:
Ny maraina dia hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA sy VATOVAVY-FITOVINANY. Ho maloka ny andro amin'ny afovoantany ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.
Ny hariva kosa dia hitohy ny orana any SAVA, ANALANJIROFO sy ATSINANANA. Hanorana tandrifin-drahona any DIANA ary ho maina ny andro any amin'ny faritra sisa.
Mirary tontolo andro mahafinaritra ô!
Bonjour!
Voici les prévisions du temps pour demain Vendredi:
Dans la matinée, on on prévoit des pluies fines sur SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA et VATOVAVY-FITOVINANY. Le temps sera couvert sur les hautes terres centrales et on aura une alternance des nuages et du soleil sur le reste de l'île.
Dans l'après-midi, les pluies continueront de tomber sur SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA. On prévoit des averses orageuses sur DIANA et un temps sec sur le reste.
Excellente journée à tous!
Météo Madagasikara