Météo: lundi 11 avril 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo: lundi 11 avril 2016

Météo: lundi 11 avril 2016
Météo: lundi 11 avril 2016
Météo Madagasikara
Météo Madagasikara

Météo Madagasikara

Dia mbola faly miarahaba antsika mpanaraka ny vaovao momban'ny toetry ny andro

Araka ny mahazatra dia ny mety ho toetry ny andro anio no hanombohana ny herinandro:

Izao maraina dia hanorana manify any TOAMASINA sy VATOVAVY-FITOVINANY, handrahona ny afovoantany, any MENABE sy any ATSIMO-ATSINANANA. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Rahariva dia hitohy ny orana any TOAMASINA, hanorana tandrifin-drahona any MENABE, ho maloka ny andro eto amin'ny afovoantany, ATSINANANA sy ATSIMO ATSINANANA. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary ô!

Bien le bonjour à tous les lecteurs

Comme toutes les semaines, nous allons commencer par les prévisions du temps d'aujourd'hui:

Dans la matinée, on prévoit des pluies fines sur TAMATAVE et VATOVAVY-FITOVINANY, le temps sera couvert sur les hautes terres, MENABE et sur ATSIMO-ATSINANANA. Sur le reste, on aura alternance des nuages et du soleil.

Cet après-midi, les pluies continueront à tomber sur TAMATAVE, on prévoit des averses sur MENABE, le temps sera couvert sur les hautes terres, ATSINANANA et ATSIMO ATSINANANA. Sur le reste de l'île, les nuages et le soleil s'alterneront.

Sur ce, nous vous souhaitons de passer une excellente journée!

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article