Météo: mardi 12 avril 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo: mardi 12 avril 2016

Météo: mardi 12 avril 2016
Météo: mardi 12 avril 2016
Météo: mardi 12 avril 2016
Météo Madagasikara

Météo Madagasikara

FANTATRAO VE?

Nahazo anarana ilay Andian-drahona matevina efa narahimaso tao ‪#‎Atsinanan'ny ‪#‎ranomasimbe ‪#‎Indiana: ‪#‎TEMPETE ‪#‎TROPICALE ‪#‎MODEREE (‪#‎TTM): ‪#‎FANTALA no anarany .

TAMIN'NY 09 ORA MARAINA, ANY AMIN'NY ‪#‎2254KM ATSINANAN'NY ANTSIRANANA NY FOIBENY. 75 KM/ORA SY TAFIOTRA 105 KM/ORA NO MIARAKA AMINY. ‪#‎MIANKANDREFANA IZY 11 KM/ORA.TOMBANANA HITOMBO HERY HATRANY FANTALA.

MBOLA SAROTRA NY MILAZANY NY METY HO FIANTRAIKANY ANY AMIN'NY TAPANY AVARATRY NY NOSY AMIN'IZAO FOTOANA

IZAO. ARAHIMASO AKAIKY NY FIVOARANY.

Tsy mbola misy fiantraikany amin'ny toetry ny andro eto amintsika izy io hatreto.‪#‎ALIZAY ‪#‎MATANJAKA hatrany NO MANDRAFITRA NY TOETRY NY ANDRO ETO MADAGASIKARA.

#FANTALA, une #TEMPETE #Tropicale ‪#‎Modérée se trouve à 2254 KM DU LARGE D'ANTSIRANANA (13.3S/69.8E). UN VENT DE 75 KM/H ET UNE RAFALE 105 KM/H ACCOMPAGNE CE SYSTEME

LA PREVISION DE SA TRAJECTOIRE DICTE UN DEPLACEMENT GLOBALE VERS L'‪#‎OUEST ( voir la ‪#‎photo)A UN RYTHME DE 11KM/H TOUT EN S'INTENSIFIANT LENTEMENT. IL Y A ENCORE D'INCERTITUDE SUR LE SCENARIO DE SON IMPACT SUR LE TEMPS DANS LE NORD. ON SUIT DE PRES SON EVOLUTION.

ACTUELLEMENT MADAGASCAR RESTE SOUS L'INFLUENCE DES ALIZES

Météo: mardi 12 avril 2016

Ny mety ho toetry ny andro ho an'ny rahampitso:

Hanorana manify SAVA, TOAMASINA, VATOVAVY-FITOVINANY, HAUTE MATSIHATRA sy AMORON'I MANIA. Handrahona ny andro amin'ny afovoantany, sy any atsimo atsinanan'ny nosy, ary amin'ny tendrony avaratry ny nosy iny, hifandimby kosa ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva dia hitohy ny orana any SAVA, TOAMASINA, sy VATOVAVY-FITOVINANY. Handrahona ny andro amin'ny afovoantany, sy any avaratry ny nosy ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tolakandro mahafinaritra ô!

Les prévisions du temps pour demain:

On prévoit des pluies fines sur SAVA, TAMATAVE, VATOVAVY-FITOVINANY, HAUTE MATSIHATRA et AMORON'I MANIA. Le temps sera nuageux sur les hautes terres, dans le Sud Est du pays ainsi que dans la partie Nord, sur le reste, il y aura alternance des nuages et du soleil.

Dans l'après-midi, les pluies persisteront sur SAVA, TOAMASINA et VATOVAVY-FITOVINANY. Le temps sera nuageux sur le centre, dans le Nord du pays, et on aura alternance des nuages et du soleil sur le reste.

Bon après-midi à tous!

Météo: mardi 12 avril 2016
Météo: mardi 12 avril 2016

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article