Météo: mercredi 06 avril 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo: mercredi 06 avril 2016

Météo: mercredi 06 avril 2016
Météo: mercredi 06 avril 2016
Météo Madagasikara

Météo Madagasikara

Prévisions pour demain jeudi:

Miaraba antsika rehetra! Indro ary ny mety ho toetry ny andro ho an'ny rahampitso Alakamisy:

Ny maraina dia hanorana manify any SAVA sy ANALANJIROFO; hanorana tandrifin-drahona any ANDROY sy ANOSY any; hisy zavona amin'ny afovoantany; ho maloka ny andro any Avaratra any; ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva dia hanorana tandrifin-drahona any VATOVAVY-FITOVINANY, ATSIMO ANDREFANA, ANOSY, BONGOLAVA, ITASY sy VAKINAKARATRA. Ho maloka ny andro any Sava, Analanjirofo, sy Atsinanana. Ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary ô!

Bonjour à tous! Voici les prévisions du temps pour la journée de demain Jeudi:

Dans la matinée, on prévoit des pluies fines sur SAVA et ANALANJIROFO; il pleuvra des averses sur ANDROY et ANOSY, on prévoit des brouillards sur tout le centre de l'île. Le temps sera couvert dans le Nord de l'île et il y aura alternance des nuages et du soleil sur le reste de l'île.

Dans l'après-midi, il pleuvra des averses sur VATOVAVY-FITOVINANY, ATSIMO ANDREFANA, ANOSY, BONGOLAVA, ITASY et VAKINAKARATRA. Le temps sera nuageux sur Sava, Analanjirofo, et Atsinanana. Sur le reste, le temps sera beau.

Excellente journée!

Météo Madagasikara

Météo: mercredi 06 avril 2016
Météo: mercredi 06 avril 2016

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article