Météo: vendredi 08 avril 2016
Météo: vendredi 08 avril 2016
Misy ny fampiandremana amin'ny hamafin'ny fitsiokan'ny rivotra hoan'ny androany, sabosty sy alahady. Noho izany dia samy mila mitandrina daholo: Ny morontsiraka rehetra hafa tsy ny any avaratra ny voakasik'ity fampitandremana ity.
Voarara ihany koa ny miandriana amin'ny morontsirakantsika hafa tsy ny any avaratra andrefana sy avaratra atsinanana any, noho ny hamafin'ny onjan-dranomasina, izay haharitra telo andro manomboka anio.
Une Vigilance VENT FORT pour les côtes malgaches vous est communiquée. Le vent soufflera fort en fin de semaine à partir d'aujourd'hui. Toutes les côtes malgaches sont concernées sauf les côtes Nord-Ouest, donc restons vigilants.
Il est strictement interdit de naviguer en mer aussi, à cause des fortes houles prévues pour les trois jours à venir. Seules les côtes Nord-Ouest et Nord-Est sont épargnées.
Météo Madagasikara
Faly miarahaba antsika ny Météo Malagasy Mifarana ity ny herinandro, ka handaho ary hijery ny mety ho toetry ny andro mialohan'ny hanaovantsika programe
Ho an'ny rahampitso: Ny maraina dia hanorana manify ny morontsiraka atsinanan'ny nosy, any AMORON'I MANIA, HAUTE MATSIHATRA, sy IHOROMBE; Hanorana maharitra any ALAOTRA MANGORO, ANALAMANGA, ITASY, ary VAKINAKARATRA. Omano ary ny elontsika Hifanimby kosa ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.
Hitohy ny orana any amin'ireo faritra ireo ny hariva fa any ANALAMANGA no ho maina, tahaka ireo faritra sisa.
Ny ho an'ny alahady ary: Tsy dia hisy fiovana amin'ny sabotsy maraina ny vinavina ny toetry ny andro ho an'ny alahady maraina, fa hanorana tandrifin-drahona ny any DIEGO sy SOFIA. Ny hariva dia hitohy ihany ny orana any TOAMASINA, SAVA sy VATOVAVY-FITOVINANY; ho maloka ny andro amin'ny afovoantany, any Sofia sy Diana ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro amin'ny faritra sisa.
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ary ô!
La Météo Malagasy vous souhaite bien le bonjour La semaine se termine, voyons alors les prévisions du temps avant de programmer notre week-end
Pour la journée de demain: Dans la matinée, on prévoit des pluies fines sur le littoral Est de l'île, sur AMORON'I MANIA, HAUTE MATSIHATRA et IHOROMBE; des pluies continues sur ALAOTRA MANGORO, ANALAMANGA, ITASY et VAKINAKARATRA. Prévoyez des parapluies
Sur le reste de l'île, il y aura alternance des nuages et du soleil.
Dans l'après-midi, les pluies continueront à tomber sur ces parties de l'île sauf sur ANALAMANGA où le temps sera sec, comme sur le reste.
Les prévisions pour Dimanche: Le temps prévu pour dimanche matin sera similaire au temps du samedi matin, cependant DIEGO et SOFIA recevront des averses.
Dans l'après-midi du dimanche, les pluies continueront à tomber sur TOAMASINA, SAVA et VATOVAVY-FITOVINANY; le temps sera couvert sur les hautes terres, Sofia et Diana et il y aura alternance des nuages et du soleil sur le reste. Sur ce, passez tous un très bon week-end