Météo jeudi 02 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo jeudi 02 juin 2016

Météo jeudi 02 juin 2016

Dia mbola faly miarahaba antsika indray ny Meteo Malagasy. Ndaho ary hijery ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso eh!

Amin'ny ankapobeny dia tsy dia hisy fiovana firy, fa hanorana hatrany ny ilany ATSINANAN'ny nosy, hitohy ihany koa ny orana manify amin'ny AFOVOANTANY, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa. Ny hariva dia hanorana tandrifin-drahona any ATSIMO ANDREFANA sy ANDROY any.

Mirary tolakandro mahafinaritra eh!

La Meteo Malagasy vous souhaite bien le Bonjour! Voyons les prévisions du temps pour demain:

En général, le temps ne changera pas: les côtes EST continueront à recevoir des pluies, tout comme le CENTRE, qui recevra des pluies fines. Sur le reste, une alternance des nuages et du soleil. Cependant, dans l'après-midi, on prévoit des averses sur ATSIMO ANDREFANA et ANDROY. Ces en ces termes que nous vous souhaitons de passer un excellent après-midi!

Météo jeudi 02 juin 2016

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article