Météo mardi 14 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo mardi 14 juin 2016

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions Météo Madagasikara

Météo mercredi 15 juin 2016

Hanao ahoana indray ary ny toetry ny andro rahampitso eh?

Araka ny efa voalaza tamin'ny "Tendance de la semaine" dia hiaratsy ny andro amin'izao fiantmbohan'ny herinandro izao: hitantsika izany amin'ny hatsika sy ny orana vao maraina. Rahampitso dia tsy dia hahitana fiovana firy fa hitohy ny orana maharitra amin'ny ilany ATSINANAN'i M/kara, ny orana manify amin'ny AFOVOANTANY ary ny orana tandrifin-drahona eny DIANA.

Ny maraina dia hahazo orana tandrifin-drahona any MELAKY sy MENABE any izay hitsahatra ny hariva.

Ny faritra sisa moa dia ho maina hatrany. Mirary tontolo andro mahafinaritra!

Comment sera le temps demain? Comme nous l'avons annoncé dans la "Tendance de la semaine", le temps sera assez mauvais en ce début de semaine: on le constate avec le froid qui persiste et les pluies matinales. Demain, on ne prévoit pas de grand changement: Les pluies continues persisteront sur le littoral EST de M/car, les pluies fines sur le CENTRE, et des averses sur DIANA.

Dans la matinée, on prévoit des averses sur MELAKY et MENABE, qui cesseront en après-midi.

Sur le reste, le temps sera sec.

Sur ce, nous vous souhaitons de passer une excellente journée!

Météo mardi 14 juin 2016
Météo mardi 14 juin 2016

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article