Météo mercredi 1er juin
Météo mercredi 1er juin
Miarahaba antsika indray! :
Ny mety ho toetry ny andro rahampitso: Amin'ny ankapobeny dia hanorana manify any ANTANANARIVO sy ALAOTRA MANGORO; hanorana maharitra any SAVA, ANALANJIROFO sy ATSINANANA;hanorana tandrifin-drahona (tsy maharitra) any VATOVAVY-FITOVINANY, ATSIMO ATSINANANA sy ANOSY ary FIANARANTSOA. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.
Ny hariva, dia toy izay ihany fa hanorana tandrifin-drahona ihany koa ny tapany ATSIMOn'ny nosy, any MELAKY sy MENABE.
Mirary tolakandro mahafinaritra ô! :
Bonjour à tous! :
Les prévisions du temps pour demain: En général, on prévoit des pluies fines sur ANTANANARIVO et ALAOTRA MANGORO; des pluies continues sur SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA; des averses sur VATOVAVY-FITOVINANY, ATSIMO ATSINANANA, ANOSY et FIANARANTSOA. Sur le reste, on aura une alternance des nuages et du soleil.
Dans l'après-midi, le temps sera le même sauf qu'il pleuvra aussi des averses sur la moitié SUD de l'île, MELAKY et MENABE.
Excellent après-midi!