Météo mercredi 19 juillet 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo mercredi 19 juillet 2016

Météo mercredi 19 juillet 2016
Météo mercredi 19 juillet 2016

Toy izao ary ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso alarobia :

Hanorana maharitra any DIANA, SOFIA, SAVA, ANALANJIROFO sy ATSINANANA, ary hifandimby na rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva kosa dia hanorana tandrifin-drahona any DIANA sy SOFIA; hanorana maharitra any SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA, VATOVAVY-FITOVINANY sy ALAOTRA MANGORO. Ny faritra sisa moa dia ho maina hatrany.

Mirary tolakandro mahafinaritra ary ô!

Voici donc les prévisions du temps pour la journée de demain mercredi:

Il pleuvra continuellement sur DIANA, SOFIA, SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA; sur le reste on aura une alternance des nuages et du soleil.

Dans l'après-midi, on prévoit des averses sur DIANA et SOFIA; des pluies continues sur SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA, VATOVAVY-FITOVINANY et ALAOTRA MANGORO. Sur le reste, le temps sera sec.

Sur ce, nous vous souhaitons de passer un excellent après-midi!

Météo Madagasikara

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article