Météo Prévisions mardi 19 juillet 2016
Météo Prévisions mardi 19 juillet 2016
Toy izao indray ary ny vinavina hoan'ny rahampitso talata:
Hanorana maharitra any SAVA, ANALANJIROFO, sy ATSINANANA; hanorana tandrifin-drahona any ATSIMO ATSINANANA sy ANDROY; ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.
Ny hariva dia hitohy ny orana any ANALANJIROFO, ATSINANANA sy ALAOTRA MANOGORO; hanorana tandrifin-drahona any SAVA, DIANA sy SOFIA; ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.
Mirary tolakandro mahafinaritra ary ô!
Voici donc les prévisions du temps pour demain mardi:
On prévoit des pluies continues sur SAVA, ANALANJIROFO, et ATSINANANA; des averses sur ATSIMO ATSINANANA et ANDROY; et sur le reste, une alternance des nuages et du soleil.
Dans l'après-midi, on les pluies persisteront sur ANALANJIROFO, ATSINANANA etALAOTRA MANOGORO; il pleuvra des averses sur SAVA, DIANA sy SOFIA; et sur le reste, on aura une alternance des nuages et du soleil.
Sur ce, excellent après-midi à tous!