Météo samedi 09 et dimanche 10 juillet 2016
Météo samedi 09 et dimanche 10 juillet 2016
Salama aby ô!
Toy izao ny mety ho toetry ny andro ho an' izao faran'ny herinadro izao:
Amin'ny ankapobeny dia hanorana maharitra any SAVA sy ANALANJIROFO, hanorana tandrifin-drahona any ANDROY sy ANOSY, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.
Saingy ny alahady maraina dia hanorana tandrifin-drahona ihany koa any ATSIMO ATSINANANA, ary ny hariva dia hanorana maharitra any ATSINANANA.
Mirary week-end mahafinaritra
Bonjour à tous!
Voici les prévisions du temps pour ce week-end:
En général, on prévoit des pluies continues sur SAVA et ANALANJIROFO, des averses sur ANDROY et ANOSY, et une alternance des nuages et du soleil sur le reste de l'île.
Dimanche, on notera des averses sur ATSMO ATSINANANA dans la matinée, et des pluies continues en après-midi sur ATSINANANA.
La Météo Madagascar vous souhaite un excellent week-end
Samedi 09 juillet 2016
Dimanche 10 juillet 2016



