Anguille au Porc
/image%2F1287026%2F20260615%2Fob_c0ed1f_1-a-porc.jpg)
Anguille au Porc
(Un plat de fête prestigieux)
L'anguille (amalona) mijotée avec de la viande de porc grasse est l'un des plats les plus raffinés et prestigieux (sakafo bozy) pour les Malgaches.
Ingrédients :
- 1 anguille vivante ou déjà bien nettoyée.
- 1/3 de kilo de viande de porc bien grasse.
- 1 tête d'ail écrasée et un peu de gingembre.
- 1 tomate et 1 oignon.
- Du sel.
Préparation :
La préparation de l'anguille :
- Lavez l'anguille avec du sel et de la cendre (ou du jus de citron) pour enlever toute la viscosité (le limon). Coupez-la ensuite en morceaux d'environ 5 cm.
Le porc :
- Faites cuire d'abord la viande de porc dans une marmite pour qu'elle rende bien son gras.
Le mélange :
- Dès que le porc est doré, ajoutez l'oignon, la tomate, l'ail et le gingembre. Incorporez ensuite les morceaux d'anguille.
La cuisson lente :
- Versez une grande quantité d'eau jusqu'à ce que tous les ingrédients soient recouverts. Couvrez la marmite et laissez mijoter à feu doux pendant au moins 1 heure et demie. L'eau doit s'évaporer complètement pour laisser place à une sauce à l'huile bien onctueuse, et toutes les viandes doivent être fondantes.
Amalona sy Henakisoa
(Sakafo lafo vidy sy fanao amin'ny fety)
Ny amany na amalona (anguille) nandrahoina amin'ny henakisoa matavy dia iray amin'ireo laoka ambony indrindra (sakafo bozy) ho an'ny Malagasy.
Akora ilaina :
- Amalona velona na efa voadio tsara (1)
- Hena kisoa matavy tsara (kilao fahatelo)
- Tongolo gasy (loha 1 voatoto) sy Sakamalaho kely
- Voatabia (1) sy Tongolo (1)
- Sira
Fomba fikarakarana :
Ny fanomanana ny amalona :
- Sasao amin'ny sira sy lavenona (na ranom-boasarimakirana) ny amalona mba hialan'ilay lany dity aminy. Teteho ho tapatapany mirefy 5cm eo ho eo.
Ny hena kisoa :
- Andrahoina hivoaka tavy tsara aloha ny hena kisoa ao anaty vilany.
Ny fampifangaroana :
- Rehefa mendy ny kisoa, arosoy ao ny tongolo, voatabia, tongolo gasy, ary sakamalaho. Avy eo, arosoy ao ny amalona.
Ny fandrahoana lava :
- Araraho rano be mandra-paha-saron'ny fangaro rehetra. Sarony ny vilany ary avelao hiketrika amin'ny afo malefaka mandritra ny adiny 1 sy sasany farafahakeliny. Tokony ho ritra ny rano ary ho lasa saosy menaka mandoboka tsara, ary ho malemy mitsonika ny hena rehetra.
Mazotoa homana tsara !