Poème: "Plus tard" Rado
ANY AORIANA ANY Hitraky taolam-bato ny havoana tomandavana Hikentrona toa nofon’ny antitra ho faty Fahagagana sisa raha mbola hisy mavana Tsipalotry ny maso ny hay mimainan-draty Takolaky ny maso tsy misy tandran’ala Ho hany ho tsinjo any : maina tsisy...