"Une étoile pourpre" Jean-Joseph Rabearivelo
Kintana jaky iray mandroso eo anatin’ ny halalin’ ny lanitra – voninkazo ra inona, mivelatra eo amin’ ny tanin’ ahitry ny alina ? mandroso, mandroso, dia toa zary papango alefan’ankizy matory. Toa sady manatona no manalavitra, very loko hoatry ny voninkazo...