Conte: L'Oiseau et le Ciel
Ny Vorona sy ny Lanitra Fahiny elabe, hono, nisy vorona kely iray nirehareha fatratra tamin'ny heriny sy ny fahaizany teny amin'ny lohasaha. Isan’andro, rehefa manidina eo ambonin’ny tanimbary izy, dia miteny amin'ny biby rehetra hoe: — « Jereo ity fahaizako!...