Poème: "Aussi grâce à toi ?" Rado

Aussi grâce à toi ?
L’emprise des prisons :
ne sera « rien »
La brutalité
On en rira
car on fera régner
jusqu’au dernier souffle
ta force ô Liberté.
Sueur, p. 35-37
ka-noho ianao ?
ny herim-ponja :
dia ho « monja »
ny lttrezana
hihomehezana
satria tsy maintsy ampanjakaina
hatramin’ny fara-fofonaina
ny Herinao ry Fahafahana !
Oinitra, p. 35-37
Georges ANDRIAMA NANTENA (RADO)
Textes malgaches choisis et traduits par
François-Xavier RAZAFIMAHATRATRA