Poème: "Il y aura un jour , un jeune poète" Jean-Joseph Rabearivelo

Publié le par Alain GYRE

Il y aura un jour , un jeune poète

qui réalisera ton vœu impossible

pour avoir connu tes livres

rares comme les fleurs souterraines,

tes livres écrits pour cent amis,

et non pour un, et non pour mille.

 

Sur le golfe d’ombre où il te relira

à la seule lueur de son cœur où rebattra le tien,

il ne te croira pas

dans les houles pacifiques

dont s’empliront toujours les abysses sans soleil,

ni dans le sable, ni dans la terre rouge,

ni sous les rochers dévorés de lichens

qui s’étendront derrière lui

jusqu’au pays des vivants

aveugles et sourds depuis la Genèse.

 

Il lèvera la tête

et sera sûr que c’est dans l’azur,

parmi les étoiles et les vents,

que ton tombeau aura été érigé.

 

 

Hisy mpanao tononkira tanora indray andro

hanatanteraka ny fanirianao tsy azo atao

noho izy nahita ny bokinao

saro-tadiavina toy ny voninkazo ao anaty tany,

ny bokinao voasoratra ho an-tsakaiza zato

fa tsy ho an-drery, na ho an’rivo.

 

Eo amin’ny tanjon’aloka hamakiany anao,

amin’ny taratry ny fony hitepoan’ny anao indray

tsy hino anao izy

fa ao anatin’ny onja bonaika

izay mbola hameno ny hantsana tsy misy masoandro,

na ao anatin’ny fasika na ao anaty tanimena,

na ao ambanin’ny vatolampy lanin-domotra

mideza ao an-damosiny

hatrany amin’ny fonenan’ny velona

jamba sy marenina hatramin’ny Genesisy.

 

Hitraka izy

ary hitompo fa eny amin’ny hany

miaraka amin’ny kintana sy ny rivotra,

no natsangana ny fasanao.

 

 

Jean-Joseph Rabearivelo

 

Traduit de La Nuit

 

Nadika tamin’ny Alina

 

Editions Tsipika

 

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article