"Il y aura un jour, un jeune poète…" Jean-Joseph Rabearivelo

Il y aura un jour, un jeune poète…
Il y aura un jour, un jeune poète
qui réalisera ton vœu impossible
pour avoir connu tes livres
rares comme les fleurs souterraines,
tes livres écrits pour cent amis,
et non pour un, et non pour mille.
Sur le golfe d’ombre où il te relira
à la seule lueur de son cœur où rebattra le tien,
il ne te croira pas
dans les houles pacifiques
dont s’empliront toujours les abysses sans soleil,
ni dans le sable, ni dans la terre rouge,
ni sous les rochers dévorés de lichens
qui s’étendront derrière lui
jusqu’au pays des vivants
aveugles et sourds depuis la genèse.
Il lèvera la tête
et pensera que c’est dans l’azur,
parmi les étoiles et les vents,
que ton tombeau aura été érigé.
Traduit de la Nuit, p. 108
Hisy mpanao tonon-kira indray andro,
hanantanteraka ny fanirianao tsy azo atao
noho izy nahita ny bokinao
saro-tadiavina toy ny voninkazo ao anaty tany,
ny bokinao voasoratra ho an-tsalaiza zato
fa tsy ho an-drery, na ho an’arivo.
Eo amin’ny tanjon’aloka hamakiany anao,
amin’ny ny taratry ny fony hitepoan’ny anao indray
tsy hino anao izy
fa ao anatin’ny onja bonaika
izay mbola hameno ny hantsana tsy misy masoandro,
na ao anatin’ny fasika na ao anaty tanimena,
na ao ambanin’ny vatolampy lanin-domotra
mideza ao an-damosiny
hatrany amin’ny fonenan’ny velona
jamba sy marenina hatramin’ny Genesisy.
Hitraka izy
ary hitompo fa eny amin’ny hany
miaraka amin’ny kintana sy ny rivotra
no natsangana ny fasanao.
Nadika tamin’ny alina, p. 200
Jean-Joseph RABEARIVELO
Six Poètes Malgaches
Textes malgaches choisis
François-Xavier RAZAFIMAHATRATRA