Poème: Ma chanson Dox

Ma chanson
Quel que soit mon destin,
Que je sois heureux ou malheureux,
Que ma vie soit ensoleillée ou non,
Ma chanson ne s’arrêtera pas…
On m’enlèvera peut-être
Tous ceux qui me sont chers :
Veux que j’aime, mes biens, ma patrie,
Ma chanson retentira toujours…
Mes projets ne se réaliseront peut-être pas,
La jeunesse passera,
Les amis m’abandonneront peut-être.
La vieillesse m’accablera,
La mort se fera proche,
Pourtant je chanterai je vous le dis !
Ny hirako
N’inona n’inona ho androko,
Na finaritra aho na ory,
Na ao na tsy ao ny masoandroko,
Ny hirako tsy hiato akory…
Angamba azo alaina amiko
Ny mety ho ahy rehetra rehetra,
Ny tiako, ny hariko, ny taniko,
Ny hirako tsy maintsy hitoetra…
Tsy to angamba izay kinasa…
Ny fahatanorana ho lasa,
Ny sakaiza mety handao.
Ny fahanterana hanjokaiky,
Ny fahafatesana hanakaiky…
Hihira aho, lazaiko anao !
Dox (1913-1978) RAZAKANDRAINY Jean Verdi Salomon |
Traduction de : RANDRIANARISOA-RASENDRA Irène Poésie malgache et dialogue de culture TSIPIKA |