Poème: "Mon dernier soupir" Samuel Ratany

Izay ho feoko eo ampialana aina. |
| Mon dernier soupir. |
|
|
|
Hono, ry aina somparan’aretina, |
| Dis-moi, ô souffle qu’agresse le mal, |
Hakimpinao mantsy ny maso mipy ? |
| Fermeras-tu à jamais les yeux qui frémissent |
Hono, ry fasana, mo ave ho entina |
| Dis-moi, ô tombe, emmènera-t-on |
Anatin’ny maizina ity nofo ity ? |
| Cette chair mienne dans l’obscur ? |
|
|
|
Hono, ry tenako za-pahoriana, |
| Dis-moi, à mon corps que terrasse la misère, |
Ny hery fahiny va rev dia hikoro, |
| Ta force de jadis va-t-elle s’écrouler |
Ka haiditra an’efitrakely mangina, |
| Et se cloîtrer dans les chambres mortes |
Dia vato sy tany no solon-kidoro ? |
| Pour ne plus avoir de couche que les pierres froides ? |
|
|
|
Ry fahafatesana ratsy filana, |
| O Mort à la quête morbide, |
Tsy mena-mijery ny fo mitoreo, |
| Qui n’avez nulle compassion pour un cœur misérable, |
Valio hoe ny fanontaniako mazàna : |
| Répondez donc à mon éternelle question : |
Mba inona moa no karamanareo |
| Quel salaire le sort vous a-t-elle versé ? |
|
|
|
Mangina, ry foko, ho tezitra ve, |
| Garde le silence ô mon cœur, seras-tu de colère, |
Hatahotra ve raha to aizy tonga ? |
| De peur ou de crainte quand ce jour arrivera ? |
Ny nofoko, eny, ny nofoko anie, |
| Mais mon corps, oui mon corps, chuchotais-je |
Tsy inona akory favovoka, bonga. |
| N’est que poussière, que motte de terre. |
|
|
|
Ry foko tsy ho resin’ny fasana kosa, |
| Quant à toi ô mon cœur que ne vaincra jamais la tombe |
Haninona moa no hanadina izany ? |
| Que t’importe-t-il d’y projeter ta raison ? |
Ny elatrao ihany no ento misosa |
| Déploie simplement tes ailes |
Hamakyny lalana an-koatry ny tany. |
| Pour fendre ces chemins qui ne sont plus de cette terre. |
|
|
|
|
|
|
|
| Samuel RATANY |
|
| Traduction en français par Raharimanana |
Si vous connaissez d'autres poèmes malgaches avec la traduction en français n'hésitez pas à me les transmettre. Merci