Poème: "Si la liberté l’exige" Rado

Si la liberté l’exige
Si la liberté l’exige
Que je sois muet
Pour ne pas dénoncer mes amis :
O mes lèvres, soyez scellées !
Si la liberté l’exige
Que je pleure au printemps
Et que je sois gai en hiver :
Montre-le, ô mon visage !
Si on me désigne pour
Couper avec mes dents les anneaux
Et écraser les chaînes :
Soyez acérées, ô mes dents !
Si on veut que soit tarie
La boue que voilà
Pour devenir une terre sèche :
Sois une coupe, ô ma bouche !
Si la liberté l’exige
Que la chair devienne le pont
Pour qu’elle atteigne l’autre rive :
Couche-toi, ô mon corps !
Et entonne comme chant unique
Sur le champ de bataille
Jusqu’à l’ultime goutte de vie :
« Ordonne-moi, ô Liberté ! »
Sueur, p. 73
Raha ilain’ny Fahafahana
ny hanginako ho moana
tsy hanondro izay sakaizako :
Mikombona ianao, ry molotro !
Raha takian’ny Fahafahana
ny hitomaniako lohataona
sy ho mirana ririnina :
Tovy izany, ry salovako !
Raha tondroina aho handeha
hamazana ny masom-by
sy hanamontsana ny gadra :
Miranita ianao, ry nifiko !
Raha tadiaviny ho ritra
‘ty ranom-potaka eto ity
mba hanjary tany maina :
Meteza ho zinga ianao, ry vavako !
Raha ilain’ny Fahafahana
mba ho nofo no tetezana
handehanany eny am-pita :
Mandria ialahy, ry tenabeko !
Ary izao no ataovy hira
eny anaty sahan’ady
mandra-paha-ritran’aina
« Baikoy aho, ry Faqhafahana !
Dinitra, p. 73
Georges ANDRIAMA NANTENA (RADO)
Textes malgaches choisis et traduits par
François-Xavier RAZAFIMAHATRATRA