Crevettes aux tomates et brèdes 

Publié le par Alain GYRE

Crevettes aux tomates et brèdes 

Sawatso amin'ny voatabia sy anana

Akora ilaina ::

  • Sawatso (crevettes): 500g (efa nadio)
  • Ananamamy na anantsonga (brèdes/épinards): 1 fehezana lehibe (sasana sy nitetika)
  • Voatabia masaka: 3 lehibe (nitetika madinika)
  • Tongolo be: 1
  • Tongolo gasy sy sakamalaho: 3 mofony sy 1 mofony kely nosorana
  • Menaka, sira sy dipoavatra: Araka izay ilaina

Fomba fikarakarana :

  • Lomy amin'ny sira, dipoavatra sy sakamalaho kely ny sawatso mandritra ny 10 minitra.
  • Endaso amin'ny menaka kely ao anaty vilany ny tongolo nitetika, ny tongolo gasy ary ny sakamalaho.
  • Ampio ny voatabia nitetika ary avelao hahandro 5 minitra hahazoana sauce matevina.
  • Arotsahy ny anana nitetika sy rano kely 1/2 kaopy, saromy ny vilany ary avelao hahandro 5 minitra mba hahamalemy ny anana.
  • Arotsahy amin'ny farany ny sawatso ary haroy tsara.
  • Avelao handevona amin'ny afo kely mandritra ny 5 minitra ihany mba tsy ho mafy ny sawatso.
  • Aroso mafana miaraka amin'ny vary fotsy sy sakay.

Traduction

Crevettes aux tomates et brèdes

Ingrédients :

  • Crevettes fraîches : 500g (décortiquées)
  • Brèdes (ou épinards / choux chinois) : 1 grande botte (lavée et hachée)
  • Tomates bien mûres : 3 grandes (coupées en petits dés)
  • Oignon : 1
  • Ail et gingembre : 3 gousses d'ail et 1 petit morceau de gingembre râpé
  • Huile, sel et poivre : Selon votre goût

Préparation :

  • Mariner les crevettes pendant 10 minutes avec le sel, le poivre et un peu de gingembre.
  • Dans une marmite, faire revenir l'oignon émincé, l'ail haché et le gingembre râpé dans un peu d'huile.
  • Ajouter les tomates coupées en dés et laisser réduire 5 minutes pour former une sauce onctueuse.
  • Incorporer les brèdes hachées avec un demi-verre d'eau, couvrir et laisser cuire 5 minutes pour les faire tomber.
  • Ajouter enfin les crevettes et mélanger délicatement à la préparation.
  • Laisser mijoter à feu doux pendant 5 minutes seulement pour que les crevettes restent bien tendres.
  • Servir très chaud accompagné de riz blanc (vary fotsy) et de piment malgache.

 

 

Publicité

Publié dans Plat, Crevettes, Tomates, Brèdes

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article