Poème: IANA SOIT SUR LA ROUTE...- Hanitr'Ony
/image%2F1287026%2F20211213%2Fob_652ca9_1-iana-soit-sur-la-route.jpg)
IANA SOIT SUR LA ROUTE...
Ta vie parfaite est d'aimer ta vie.
La noix de coco, c'est pour toi, tu mélanges.
Ton grand cadeau c'est grâce à lui dans mon cœur.
Ta lumière est une menace pour ce que tu traverses.
Donc tes voies sont parfaites, écrites pour toujours.
Tu es celui qui naît et qui sera aimé et aimé.
Le reste c'est un peu mais écoute moi d'abord
La porte de l'esprit qui s'ouvre dans le cœur !
Un peu un peu, un peu un peu une bouchée ? Ne déteste pas ça !
Je ne peux pas dire le silence la
La joie 'apportée par les experts qui s'en soucient...
Ta chambre est seule, tu aimes, tu oses !
Le goût de la rivière
Hanitra Salomon
18/11/2021
IANAO MITIA...
Ny fiainanao lafatra dia ny fiainanao mitia.
Ny voaary, misy ho anao, ianareo dia mifangia.
Ny nomenao lehibe dia noho izy ao am-po.
Ny hazavanao dia manilo izay lalovanao tokoa.
Ka ny lalanao dia lafatra, voasoritra doria.
Ianao no voaary dia ho tiana sy ho tia.
Somaritaka ny ambiny, fa henoy ange aloha
Ny vavahadin'ny fanahy izay misokatra ao am-po !
Bitsika ao, hiaka ao ? Aza odianao tsy re !
Tsy afaka ny hanambara ny mangina ao ange
Ny ravoravo 'zay natentin'ny mpahay mandraharaha...
Efitrao irery ny ao, ianao mitia, ianao sahy !
Hanitr'Ony
18/11/2021