Kitoza
/image%2F1287026%2F20260910%2Fob_52c171_1-kitoza.jpg)
Kitoza
Kitoza hen'omby
Akora ilaina ::
- Hena omby: 500g (misy tavy kely na filet)
- Sakamalaho: 1 mofony nosorana
- Tongolo gasy: 3 mofony nosorana
- Sira sy dipoavatra: Araka izay ilaina
- Menaka: 2 sotro lehibe
Fomba fikarakarana :
- Teteho ho lavalava sy manify ny hena omby (lamelles).
- Afangaro ao anaty lovia ny sira, ny dipoavatra, ny sakamalaho, ny tongolo gasy ary ny menaka.
- Hoseho tsara amin'io marinade io ny hena tsirairay ary avelao hilemana mandritra ny 2 ora.
- Ahantony amin'ny toerana misy rivotra sy masoandro ny hena hahamaina azy kely (na avelao ao anaty vata fampatsiahana mandritra ny alina).
- Endaso amin'ny lapoely amin'ny menaka kely na atsatsy amin'ny afo arina (charbon) ny hena mandram-pahazoana loko mena sy tsiro mifoka.
- Aroso mafana miaraka amin'ny vary sosoa na vary amin'anana sy sakay.
Traduction
Kitoza de bœuf
Ingrédients :
- Viande de bœuf (ou veau/zébu) : 500g (filet ou morceau tendre)
- Gingembre : 1 petit morceau râpé
- Ail : 3 gousses écrasées
- Sel et poivre : Selon votre goût
- Huile : 2 cuillères à soupe
Préparation :
- Découper la viande en lanières fines et allongées dans le sens des fibres.
- Dans un bol, préparer la marinade avec le sel, le poivre, l'ail écrasé, le gingembre râpé et l'huile.
- Enrober soigneusement les lanières de viande avec la marinade et laisser reposer au moins 2 heures.
- Idéalement, faire sécher légèrement les lanières à l'air libre ou au soleil pendant quelques heures (ou les laisser découvertes au réfrigérateur toute une nuit).
- Saisir les lanières de viande à feu vif à la poêle avec un filet d'huile ou les faire griller au barbecue/charbon de bois pour leur donner ce goût fumé authentique.
- Servir chaud en accompagnement d'une soupe de riz (vary sosoa), d'un vary amin'anana et de piment.
Publicité