Oie mijotée au Gingembre

Publié le par Alain GYRE

Oie mijotée au Gingembre

Gisa sy Sakamalaho

Ho an’ny olona 6 hatramin’ny 8

Akora ilaina ::

  • Hena gisa (Oie) : 2 kg hatramin'ny 2,5 kg (tetehana ho goaka lehibe)
  • Sakamalaho : Sombiny lehibe (voatoto na rapena)
  • Tongolo gasy : 6 tsonga voatoto
  • Maniangy (Tongolo be) : 2 lehibe
  • Voatabia : 3 masaka tsara
  • Sira sy dipoavatra : Araka ny tiana
  • Rano : 2 litatra

Fomba fikarakarana :

Diovy sy teteho ny gisa :

  • Teteho ho goaka lehibe ny gisa.
  • Ataovy ao anaty vilany lehibe misy rano 1 litatra sy sira kely mandritra ny 20 hatramin'ny 30 minitra amin'py afo antonony mba hamoahany ny taviny.

Endaso ny hena :

  • Rehefa ritra ny rano, endaso amin'ny taviny ny hena gisa mandra-pahazoana loko volamena sy mampitrenika kely ny hodiny.

Ampio ny fanafody :

  • Arotsahy ny tongolo be tetehina, ny tongolo gasy, ary indrindra ny sakamalaho betsaka. Aroloy tsara mandritra ny 5 minitra.

Ampio voatabia :

Arotsahy ny voatabia tetehina ary avelao handro mandritra ny 5 hatramin'ny 10 minitra mandra-paha-ritra ny ranon'ny voatabia.

Mijotage (Andrahoina amin'ny rano) :

  • Arotsahy ny rano 1,5 litatra ambiny. Saronana ny vilany ary avelao handevona amin'ny afo kely mandritra ny 2 ora hatramin'ny 2 ora sy sasany (satria mafy kely ny hena gisa) mandra-pahasasany tsara sy hahazoana saosy matevina sy mampitony.

Aroso :

  • Hanina mafana miaraka amin'ny vary fotsy, ro matsatso, ary lasary voatabia na sakay voatoto.

Traduction

Oie mijotée au Gingembre

Quantités : pour 6 à 8 personnes

Ingrédients :

  • Oie : 2 kg à 2,5 kg (découpée en gros morceaux)
  • Gingembre frais : 1 très gros morceau (râpé ou pilonné)
  • Ail : 6 gousses hachées
  • Oignons : 2 gros émincés
  • Tomates : 3 bien mûres coupées en dés
  • Sel et poivre noir : Selon votre goût
  • Eau : 2 à 2,5 litres

Préparation :

Précuisson et dégraissage :

  • Placez les morceaux d'oie dans une grande marmite avec 1 litre d'eau légèrement salée.
  • Laissez cuire à découvert pendant 20 à 30 minutes à feu moyen pour faire sortir l'excès de graisse.

Rissolage :

  • Une fois l'eau entièrement évaporée, faites rissoler l'oie directement dans sa propre graisse jusqu'à ce que la peau soit bien dorée.

Ajout des aromates :

  • Incorporez les oignons émincés, l'ail haché et une généreuse quantité de gingembre râpé.
  • Faites revenir pendant 5 minutes en remuant pour bien enrober la viande.

Ajout des tomates :

  • Ajoutez les tomates en dés et laissez réduire à feu moyen jusqu'à ce qu'elles fondent en sauce.

Mijotage long :

  • Versez le reste d'eau (environ 1,5 litre), couvrez la marmite et laissez mijoter à feu très doux pendant 2h à 2h30. La viande d'oie étant ferme, cette cuisson lente garantit une chair extrêmement tendre et une sauce riche et onctueuse.

Service :

  • Servez très chaud accompagné de riz blanc (vary fotsy), d'un bouillon clair (ro matsatso) et d'un lasary voatabia (rougail de tomates) ou de piment.

 

 

 

 

 

Publicité

Publié dans Plat, Oie, Gingembre

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article