Poème: ON CHANGE DE MOIS... - Hanitra Salomon

Publié le par Alain GYRE

 

ON CHANGE DE MOIS...

 

Rien n’est figé, tout change,

Tout est bien mouvement

Ne semble-t-il étrange

Que l’on demande au temps

De ne plus se mouvoir

Alors qu’avec le vent

Même, il a son pouvoir

De faire flotter l’instant...

 

Mots mus émus aimants

Murmurés aux marmots

Les chants du cœur qui bat

Les sons du chœur qui va

Entre les mouvements

Changer les sentiments...

 

Hanitr’Ony

01/08/2019

 

🔹🔶🔷🔸

 

MIOVA VOLANA...

 

Tsy misy tsy hiova izao rehetra izao

Satria mivoatra hatrany, mihetsika ny atao

Tsy hafahafa ve, raha ny fahitanao,

Ny hitaky ny fotoana, hangataka azy, sao

Mba afaka hiato tsy handeha intsony ?

Nefa aza ange ny rivotra iharany fofoiny

Ananany finiavana sy fahefana mihitsy

Hanofahofa hiantona ny izao vetivitsy...

 

Teny nahetsika fo raiki-pitia

Nobitsibitsihina tamin’ankizy

No mitepo hiran’ny fo mankafy.

Amboaram-peo maneno feo mihira izy

Antsefatsefan’ny fihetsika fiovana

Mampivoatra ny fihetseham-po mazana...

 

Hanitr’Ony

Hanitra Salomon

01/08/2019

(Nadikan’ny mpamorona)

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article