Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Poème: Chanson - Hanitr’Ony

Poème: Chanson - Hanitr’Ony

Hira Mibitsika ao anatintsika Vetsovetso samy hafa Entin’ny endrika sariaka Amin’ny masony mitafa Ngadona sy fahanginana Mitsaikona sy mifamaly Toy ny volana mitsinana Sy fenomanan’ny omaly Mihetsika toa alon-drano Misahondrahondra dihy Mihetsi-po, manganohano......

Lire la suite

Cœurs de palmier rôtis à l'huile

Cœurs de palmier rôtis à l'huile

Cœurs de palmier rôtis à l'huile Quantités : pour 4 personnes Ingrédients : 1boîte de cœurs de palmiers ( 220 g : poids net égoutté) 2 c. à soupe d’huile 1 citron vert 1 petit bouquet de persil Sel Poivre Préparation : Egouttez les cœurs de palmier. Epongez-les...

Lire la suite

Poème: Devant... -  Hanitr'Ony

Poème: Devant... -  Hanitr'Ony

Anoloana Manoloana ny habibiana Manoloana ny tsy rariny Manoloana ny haratsiana Ny sompatra kinarinariny Manoloana ny halemena Manoloana ny haosana Manoloana ny tangena Nampinomim-pahantrana Manoloana ny alahelo Manoloana ny tomany Manoloana ny avelo...

Lire la suite

Canard rôti au miel

Canard rôti au miel

Canard rôti au miel Ingrédients : 1 oignon, pelé et coupé en deux 1 petite orange, coupée en deux 1 tête d’ail, coupée en deux à l’horizontale 3 branches de romarin frais 1 canard entier d’environ 2,3 kg 6 cl (1/4 tasse) de miel 3 branches de thym frais...

Lire la suite

Poème: Villages - Hanitr'Ony

Poème: Villages - Hanitr'Ony

Vohitra Ambohitantely, Antsahampary Antaninkatsaka, Ambohibary Mitatatra mamelona aina Mikatsakatsaka tsy ho maina Songosongo be somonga Rongony be mirongaronga Ho fitafy fa tsy ho telina Ambohijafinidomelina Ananananana nihinanana Naninanana ny mpanana...

Lire la suite