Poisson et tomates
/image%2F1287026%2F20260823%2Fob_84bfc0_1-poisson-et-tomates.jpg)
Poisson et tomates
Trondro sy Voatabia
Ho an’ny olona 4
Akora ilaina :
- Trondro : 1 kg (tilapia, carp na capitaino tetehana ho goaka)
- Voatabia : 3 masaka tsara (tetehana)
- Maniangy (Tongolo be) : 1 lehibe
- Tongolo gasy : 4 tsonga voatoto
- Sakamalaho (Gingembre) : 1 sotro kely voatoto
- Menaka : 3 sotro fihinanana
- Sira sy dipoavatra : Araka ny tiana
- Ciboulette na koryandry : Teteho madinika ho an'ny farany
- Rano : 30 cl
Fomba fikarakarana :
Endaso kely ny trondro :
- Sasao tsara ny trondro ary asio sira sy dipoavatra.
- Endaso amin'ny menaka ao anaty vilany mandritra ny 3 hatramin'ny 5 minitra isan'akilany mba tsy ho potika rehefa andrahoina.
- Esoroy ary atokoy.
Karakarao ny saosy :
- Ao anaty vilany iray ihany, arotsahy ny tongolo be tetehina, ny tongolo gasy, ary ny sakamalaho.
- Aroloy mandritra ny 3 minitra.
Ampio voatabia :
- Arotsahy ny voatabia ary avelao handro amin'ny afo antonony mandra-pahazoana saosy matevina.
Andrahoina miaraka :
- Arotsahy ny rano 30 cl.
- Rehefa mangotraka ny saosy, ampidiro am-pitoerana ny trondro voaendasa.
Mijotage :
- Saronana ny vilany ary avelao handevona amin'ny afo kely mandritra ny 15 hatramin'ny 20 minitra mandra-piditry ny saosy ao anaty trondro.
Aroso :
- Asio ciboulette kely eo amboniny ary aroso mafana miaraka amin'ny vary fotsy sy lasary voatabia na sakay.
Traduction
Poisson et tomates
Quantités : pour 4 personnes
Ingrédients :
- Poisson frais : 1 kg (tilapia, carpe ou capitaine découpé en darne/tronçons)
- Tomates : 3 bien mûres coupées en dés
- Oignon : 1 gros émincé
- Ail : 4 gousses hachées
- Gingembre frais : 1 cuillère à café râpée
- Huile végétale : 3 cuillères à soupe
- Sel et poivre noir : Selon votre goût
- Ciboulette ou coriandre fraîche : Hachée pour la finition
- Eau : 30 cl
Préparation :
Saisie du poisson :
- Lavez et séchez les morceaux de poisson.
- Assaisonnez de sel et de poivre.
- Dans une marmite, faites-les rissoler rapidement dans l'huile chaude (3 à 5 minutes par face) pour raffermir la chair et éviter qu'elle ne se disloque au mijotage.
- Retirez et réservez.
Préparation du fond d'aromates :
- Dans la même marmite, faites revenir l'oignon émincé, l'ail haché et le gingembre râpé pendant 3 minutes à feu moyen.
Ajout des tomates :
- Incorporez les tomates en dés et laissez réduire 5 minutes jusqu'à ce qu'elles forment une sauce onctueuse.
Mise en cuisson :
- Versez les 30 cl d'eau.
- Dès ébullition, déposez délicatement les morceaux de poisson dorés dans le bouillon.
Mijotage :
- Couvrez la marmite et laissez mijoter à feu doux pendant 15 à 20 minutes pour que le poisson s'imprègne bien de la sauce aromatique.
Service :
- Parsemez de ciboulette fraîche et servez bien chaud avec du riz blanc (vary fotsy) et un lasary voatabia (rougail de tomates) ou du piment.