Conte: L'Origine du Baobab
Ny Nihavian'ny Renala Fahiny elabe, hono, tamin’ny andro namoronan’i Zanahary ny zava-boary, dia ny Renala no hazo lehibe sy tsara tarehy indrindra teto ambohitra. Nomena rantsan-kazo tsara rindra sy ravina maitso mavana izy, ary ny tahony dia nitsangana...