Conte: Ikoto et le Crocodile
Ikoto sy ny Mamba Nandeha nitsangatsangana teo amoron’ny ony Ikoto, zazalahy kely mailo sy kinga saina. Nahita Mamba lehibe iray voasolafaka teo ambany vatan-kazo nianjera izy. Tsy afaka niala ilay Mamba ka nitaraina hoe: — « Ry Ikoto kely ô! Mba jereo...