Mofo Lolo / Mofo Sosoa
Mofo Lolo / Mofo Sosoa (Tsakitsaky haingana) Akora ilaina :: - Farine (Koba tsivarimainty) : 250g - Siramamy : 4 sotro fihinanana - Atody : 1 (raha tiana ho malemy) - Rano mangatsiaka - Solika kely ho an'ny vilany Fomba fikarakarana : Ny koba: - Afangaro...