"Je suis une femme" Domoina Raratovozanany
VEHIVAVY AHO Vehivavy aho fa tsy lehilahy. Samy hafa ny talenta nomena azy sy ny ahy. Toa azy, manana ny hasiko aho sy ny zo Hihary eto amin’ny taniko, hiteny ny hevitro, ho to. Vehivavy aho. Indrisy! Kilema izany mazàna, Indrindra moa ny fananan’anaka...