Conte: Ikotofetsy, Imahaka et le Tenrec
Ikotofetsy sy Imahaka ary ny Tandra Fahiny elabe, hono, nahasandry tandra iray velona tany an-ala Ikotofetsy sy Imahaka. Nataon'izy roalahy tao anaty harona kely ilay biby, dia nentin'izy ireo nankany amin'ny tanàna lehibe iray izay nisy tsena. Nony tonga...