Conte: Ifara et l'Ogre Trimobe
Ifara sy ny Trimobe Fony fahiny, nisy mpirahavavy telo nifankatia. I Ifara no zandry indrindra tamin’izy ireo, ary izy no tsara tarehy sy tsara fanahy indrindra, ka izany dia niteraka fialonana teo amin’ireo zokiny roa vavy. Indray andro, nandeha nitady...