Poème: "Reflux de la lumière océane" Jean-Joseph Rabearivelo
Fisintonan’ny ranomasin’ny hazavana. nisy horita, tamin’ny fandosirany, nanamainty ny fasika, zamin’ny iviny matevina ; nisy trondro madinika marobe kosa, miendri-pelana volafotsy, tsy afa-nitsoaka ka mitsimbadibadika eo ; voarain’ny fandrika velarin’ny...