Koba
Koba Sakafo tena malagasy ny "koba" ary mbola hita eny rehetra eny.Androany ary dia fomba fikarakarana azy ity no atolotra ny mpanaraka ny pejy MSF. ho an'olona 5 eo Zavatra ilaina: Voanjo 5kg Siramamy 3kg Kobam-bary3kg Ravina akondro Vilany iray lehibe...