Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

meteo - madagascar

Forte pluie – Antalaha sous les eaux

Forte pluie – Antalaha sous les eaux

Forte pluie – Antalaha sous les eaux Annoncée par la météo pour les 3 et 4 avril derniers dans la région du Nord de Madagascar, la forte pluie n’a pas épargné Antalaha. Depuis lundi matin, toute la ville est sous les eaux. Faute d’entretien les canaux...

Lire la suite

Météo: mercredi 06 avril 2016

Météo: mercredi 06 avril 2016

Météo: mercredi 06 avril 2016 Météo Madagasikara Prévisions pour demain jeudi: Miaraba antsika rehetra! Indro ary ny mety ho toetry ny andro ho an'ny rahampitso Alakamisy: Ny maraina dia hanorana manify any SAVA sy ANALANJIROFO; hanorana tandrifin-drahona...

Lire la suite

Météo: mardi 05 avril 2016

Météo: mardi 05 avril 2016

Météo: mardi 05 avril 2016 Météo Madagasikara Ny mety ho toetry ny andro ho an'ny rahampitso Alarobia ary eh Ny maraina dia handrahona ny andro any Melaky sy Menabe, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa. Ny hariva dia hanorana...

Lire la suite

Météo: lundi 04 avril 2016

Météo: lundi 04 avril 2016

Météo: lundi 04 avril 2016 Vigilance établie ce Lundi 04-04-2016 Météo Madagasikara Salama daholo tompoko ô! Araka ny fanaontsika dia ny mety ho toetry ny andro anio no ho jerena Hanorana manify any SAVA sy ANALANJIROFO, hisy zavona ny atsimon'ny avofoantany,...

Lire la suite

Météo: vendredi 1er avril

Météo: vendredi 1er avril

Météo: vendredi 1er avril Miarahaba indray ô! Mifarana sahady indray ity ny herinandro, vetivety eh? Andaho ary hijery ny mety ho toetry ny andro amin'izao faran'ny herinandro izao, hahafahantsika manamboatra programantsika Rahampitso Sabotsy maraina,...

Lire la suite

Météo: jeudi 31 mars 2016

Météo: jeudi 31 mars 2016

Météo: jeudi 31 mars 2016 Salama ô! Indro atolotray ny mety ho toetry ny andro rahampitso Zoma: Ny maraina dia hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA sy VATOVAVY-FITOVINANY. Ho maloka ny andro amin'ny afovoantany ary hifandimby ny rahona sy...

Lire la suite

Météo: mercredi 30 mars

Météo: mercredi 30 mars

Météo: mercredi 30 mars Météo Madagasikara Faly miarahaba antsika ny Météo Malagasy amin'izao herinandro vaovao izao indray Lavalava ihany ny week-end tsika teo iny an Andaho ary hijery ny mety ho toetry ny andro anio Izao maraina dia hanorana maharitra...

Lire la suite

<< < 10 20 21 22 23 24 25 > >>