Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

poemes

Poème: "Tes rêveries" Dada Rabe

Poème: "Tes rêveries" Dada Rabe

NY NOFINOFINAO Ny nofinofinao no entiko miaina Sy entiko misedra ny andro be migaina Ary ireo hariva mangitsy, mamanala… Ekeko an-tsitrapo, lalaiko tsy an-kisala, Ventesiko raha alina Any an-torimaso lalina. Ny nofinofinao no lasa fitsinjovako Ny androko...

Lire la suite

Poème: "Souviens-toi" DadaRabe

Poème: "Souviens-toi" DadaRabe

TSAROVY Raha hitanao indray mihiratra ny andro, Mazava ny masoandro, Tsarovy ireo maraina … Niarahana niria, nahamirana ny saina. Raha tsinjonao ny hariva miritsoka mangina, Tsioka mahasondrina, Tsarovy ireny kalo … Niarahana nihira, nivetso dia nandalo....

Lire la suite

Poème: "Ton regard" DadaRabe

Poème: "Ton regard" DadaRabe

NY MASONAO … Ny masonao no hitarafako Ny ampitsoko tsy fantatro, Ary ireo no hibanjinako ny lalana hombako, Sy ny savorovorom-piainana tsy afaka raràko, Izy no aiko, Ka lazaiko. Ny masonao no masoandro, Manazava ny atoandro, Sy ny alina mangina izay mibaby...

Lire la suite

Poème: "Ode pour Gaston RAZAFINDRAZAKA"

Poème: "Ode pour Gaston RAZAFINDRAZAKA"

Samedi, 23 Février 2013 Perdre un ami, c'est aussi perdre ses repères dans la vie. Mais Gaston restera dans ma mémoire à jamais : le son de sa voix mis sur mode volubile,sa démarche reconnaissable par les épaules légèrement voutées sont résolument fixes,...

Lire la suite

Hymne à l’amour

Hymne à l’amour

Poème: de la semaine Jeudi, 14 Février 2013 Saint Valentin, la fête de l’amour. Ce fort sentiment qui est une élévation de l’esprit à aimer quelqu’un d’autre que soi, que ses parents ou même Dieu. Effectivement, pourquoi ne pas sublimer cette transcendance...

Lire la suite