Poème: Chanson - Hanitr’Ony
Hira Mibitsika ao anatintsika Vetsovetso samy hafa Entin’ny endrika sariaka Amin’ny masony mitafa Ngadona sy fahanginana Mitsaikona sy mifamaly Toy ny volana mitsinana Sy fenomanan’ny omaly Mihetsika toa alon-drano Misahondrahondra dihy Mihetsi-po, manganohano......