Poème: MALAGASY MIRAY HINA - Anse Etoile
MALAGASY MIRAY HINA Malagasy aho, ianao malagasy koa Isika rehetra izao no mitambatra anio Akanga maro tsy ho vakin’amboa Ka ny sora-diany, ry lahy, ambonio Kolon-tsaina miavaka, tokana tokoa Manambatra ny fo sy ny saintsika izany Lovan-drazana izay tsy...