Poème: "Je taime" - Tritriva
Tiako ianao… Teny roa anivo faingomihantona feno fitiavana, Izaho ilay penina mandrakotra ny tsiefany, Sarin-tsikitsiky manafina ireo alahelom-panahy ! Ranomasom-pitiavana tsy hanatrika ilay fetran'ny lahatra. Novakiako ilay fitaratra ka nampiseho ny...