Météo lundi 20 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo lundi 20 juin 2016

Miarahaba antsika indray!

Araka ny fanaontsika dia ny mety ho toetry ny andro anio no ho jerentsika miaraka aloha:

Izao maraina izao dia hanorana maharitra any SAVA sy ANALANJIROFO, ho maloka ny andro amin'ny afovoantany sy any aATSINANANA any, ary tombanana ho tsara ny andro any amin'ny faritra sisa.

Rahariva dia hitohy ny orana any SAVA sy ANALANJIROFO ary ATSINANANA, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary ô!

Bonjour à tous!

Comme chaque semaine, nous allons voir ensemble pour commencer les prévisions du temps pour aujourd'hui:

Dans la matinée, on aura des pluies continues sur SAVA et ANALANJIROFO, un temps couvert sur le centre et sur le reste, on prévoit un temps relativement beau.

Dans l'après-midi, les pluies persisteront sur SAVA, ANALANJIROFO ainsi que sur ATSINANANA. Sur le reste, on aura une alternance des nuages et du soleil.

Excellente journée à tous!

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions mardi 21 juin 2016

Toy izao indray ary ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso:

Ny maraina dia hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO, sy ATSINANANA. Aza adino ary ny elontsika an! ;) Hanjavona ny andro amin'ny afovoantany sy any Menabe, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva dia hitohy ny orana manify any avaratra atsinanana any, ary ho maina ny andro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tolakandro mahafinaritra ary ô!

Les prévisions du temps pour demain:

Dans la matinée, on prévoit des pluies fines sur SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA, elles persisteront jusqu'en après-midi. On aura des brouillards sur le centre ainsi que sur Menabe, et sur le reste, on aura une alternance des nuages et du soleil.

Dans l'après-midi, à part les pluies sur les côtes Nord Est, le temps sera sec sur l'île.

Sur ce, excellent après-midi à tous!

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article