Poème"Mère, si tu savais..." - Dada Rabe
RAHA FANTATRAO RY NENY… Raha fantatrao ry neny, ny ady izay atrehiko Aty an-tany lavitra, ny mafy tsy voafehiko ; ‘Reo olana mitranga sedraiko isan’andro, Ny vatako efa trotraka raha mody ny masoandro. Raha hitanao ny dinitra mirotsaka ny tavako, Ireny...