Poème: Complainte de compatriotes
… ISIKA Manaiky ny anjara ! Manaiky ny tantara ! Manaiky izay ambara ! Manaiky izay voarara ! Dia indro tsy miezaka hanova fomba fiaina, Dia indro pitrapitra noho ny zavona maraina, Izany no efa anjara, atao ahoana moa ? Toniana hatreo ny saina, ononina...