Bananes plantains au lait de coco - Akondro lahy amin'ny ronono voanio
Bananes plantains au lait de coco - Akondro lahy amin'ny ronono voanio Akondro lahy amin'ny ronono voanio Akora ilaina :: Akondro lahy (akondro katakata) masaka tsara : 4 Ronono voanio : 400 ml Siramamy : 80 g ka hatramin'ny 100 g Sira : poy kely 1 Vanila...